Fiarahamiasa

RAVELOMITSIRY
RAVELOMITSIRY

le 07/04/2014 à 21:27 Citer ce message

Salama,

Mamy no anarako, mpikambana ao @ SALEMA AFI (Sampana Lehilahy Mahatoky Antsirabe Fiderana) aho.
Izany hoe zandrin'ny SLKAT fa FPVM antsirabe.
Ny hiranareo no ataonay aty.
Mety ve raha homenareo hira miampy maquette en ligne izahay hampandrosoana ny firotiana.
Misaotra mialoha

Répondre à ce message

 
×