SLKAT

SERASERA HO AN'NY TEKNISIANA

FIFANAKALOZAN-KEVITRA

16 JANVIER 2013

Ireto affiches ireto mbola format A4 fa rehefa imprimé-na izy vao atao A1 hijerenareo azy fotsiny aloha fa tsy met alefa en ligne le a1 fa mavesatra be

AFFICHE VOKATRA_1

AFFICHE VOKATRA_2

AFFICHE_10 TAONA_1

AFFICHE_10 TAONA_2

AFFICHE_10 TAONA_3

 

 

 

 

 

 

RECTIFICATION

17 JANVIER 2013

Ireto izany ny affiche A3 fa manin raha atao A2 na A1 fa ao @ Alpha services zao efa mahavita ny rehetra hatr@ zay ngeza indrindra raha tsy miparitaka ny pixel de ataovy A1 fa mbola A3 io

AFFICHE VOKATRA_A3

AFFICHE 10 TAONA_A3

24 JAN 2013

BANDEROLE_SLKAT

25 JAN 2013

Salut Ny proposition'ni président d hoe atao fond fotsy na mazava, ahoana ny hevitsika?

BANDEROLE1

BANDEROLE2

Ireto indray misy nataoko maimaika

BANDEROLE3

BANDEROLE4

Fichier .rar ndray ireto

BANDEROLE3.RAR

BANDEROLE4.RAR

 

×